• Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Tsy Aritra Dikan-teny, dika vilana !

Tahaka ny tamin’ny fifanarahan’i Maputo sy Addis Abeba, ireo karazana fehin-kevitra navoaky ny SADC hatramin’izay, na ny avy amin’ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-pirenena io na ny nambaran’ny Troika-SADC, dia mbola hifandroritana ihany koa ny fandikana ny tondrozotra sy ny “mémorandum”, mbola avy amin’ny SADC ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2012
Actualités.Oniversite Hamita ny fampianarana ny SECES

Niharitra ny mafy nandritra ny efa-bolana sy tapany ny mpianatra eny amin’ny oniversitem-panjakana vao mihiratra ny masoandrony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2012
Actualités.Ady amin’ny asan-jiolahy Hiditra an-tsehatra ny tafika

Hihetsika ny tafika ka hanampy ny polisy sy ny zandary amin’ny fisahanana ny fametrahana ny fandriampahalemana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Martsa 2012
Actualités.Admnistratera sivily Tokony hieritreritra

Niady mafy ny Sendikan’ny Admnistratera sivily, tamin’ny alalan’ny filoha Rakotonarivo Thierry mba ho olony no ho filohan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENIT.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Martsa 2012
Actualités.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Miantso ny vahoaka ho sahy hijoro

Teny tsy misorona no nataon’ireo mpitondra fivavahana ao amin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana na HMF nandritra ny vavaka ho an’ny firenena nokarakarainy tetsy amin’ny Gradin Sekoly Madera Anosivavaka, Ambohimanarina, ny antoandron’ny sabotsy 24 martsa 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Martsa 2012
Actualités.Antananarivo Renivohitra Nohamafisina ny fisavana kara–panondro

Mitohy hatrany ny hetsika fisavana kara-panondro ataon’ireo mpitandro ny filaminana eto an-drenivohitra, indrindra amin’ireo mpandeha alina.

Hamaky ny tohiny
FTT