Actualités

Admnistratera sivily Tokony hieritreritra


  • Alatsinainy 26 Martsa 2012

Niady mafy ny Sendikan’ny Admnistratera sivily, tamin’ny alalan’ny filoha Rakotonarivo Thierry mba ho olony no ho filohan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENIT.

 Rtoa Attalah Béatrice, izay mpitsara anefa no voafidy, tamin’ny latsa-bato miafina, nataon’ireo mpikambana voatendry ao amin’ny CENIT. Hatramin’ny taona 2010 dia tsy mitsahatra ny mitaky ny hanomezana azy ireo ny fitantanana ny Faritra ihany koa ny Admnistratera sivily saingy vao farany teo, raha nisy fanendrena Lehiben’ny Faritra vaovao hitantana an’i Vatovavy Fitovinany, dia manamboninahitra miaramila, dia ny kolonely Mandehatsara Goerget no notendren’ny FAT. Toy ny antso an’efitra ihany, araka izany, ny an’ny Admnistratera sivily, tsy misy mpihaino, ka tokony hieritreritra izy ireo na manova paikady.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT