• Zoma 30 Martsa 2012
Actualités.29 martsa tao Toamasina Samy naneho ny hambom-pony

“Tolom-panafahana 1947, hambom-po sy fitiavan-tanindrazana” no lohahevitra noraisina tamin´ity faha-65taona nahatsiarovana ny 29 martsa 1947 ity, ka samy nampiseho izany avokoa ny rehetra tao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Ambodiatafana Vita ny fanarenana ny tranon-dRatsiraka

Araka ny vaovao nampitain’ny fiadidiana ny primatiora lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany dia fotoana vitsy sisa dia azo ipetrahana ny tranon’ny amiraly Ratsiraka ao Ambodiatafana, Toamasina II.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Hosoka Lasibatra sahady ilay «chèque carburant» vaovao

Na dia nisondro-bidy hatrany amin’ny 200 Ariary aza ny vidin-tsolika dia mbola milaza ho tsy afa-po hatrany ireo mpaninjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Mahazoarivo Namono olona indray ny polisy

Vono olona nahatsiravina indray no nitranga teny Mahazoarivo akaikin’ny Lapan’ny Primatiora ny alin’ny alatsinainy 26 martsa tokony ho tamin’ny 11 ora. Polisin’ny FIP no nahavanon-doza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Mpiasa mitokona ao Ambatovy Voarahona hatramin’ny mpanao gazety

Fitakiana ny fampidirana azy ireo hiasa indray eo anivon’ny tetikasa Ambatovy no fototry ny fitokonana andian’olona mibahana ny lalana mihazo an’i Tanandava Toamasina misy famokarana nikela sy kobalta an’ny tetikasa Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Actualités.Tsiaro ny 29 martsa Samy hanao ny azy

Tsy hamela handalo fotsiny ny andron’ny 29 martsa ireo tia tanindrazana ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra fa hanamarika izany ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT