• Alakamisy 01 Septambra 2011
Actualités.Faritany Ambohidahy Mifanaretsaka ny mpanera

Mbola manjaka ary vao mainka mahazo vahana ny risoriso eo anivon’ireo sampandraharaha mpikarakara taratasy etsy anivon’ny Faritany etsy Ambohidahy amin’izao fotoana izao, raha ny resaka fanovana no tena handrandrain’ny fitondrana mijoro ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2011
Actualités.Ireo tra-doza tany Soanierana Ivongo Hatao veloma farany eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina anio

Nisy fiovana ny fandaharam-potoana ho fanaovam-beloma farany ireo namoy ny ainy tamin’ny lozam-pifamoivoizana an-dranomasina nitranga tany Soanierana Ivongo ny alahady teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2011
Actualités.Farafangana Nidina an-dalambe ny Vahoaka

Olona an-jatony maro no nidina an-dalambe tany Farafangana omaly alarobia 31 aogosita 2011. Noho ny zava-misy ankehitriny izay tsy zakan’izy ireo no voalaza fa anton’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2011
Actualités.Serge Zafimahova “Aza asavoritaka ny saim-bahoaka !”

Iniana halavaina ny tetezamita amin’izao fotoana izao. Efa hatrany am-piandohana no nahatsikaritra izany ireo mpikambana eo anivon’ny Cnosc ka izany no mahasarotra ny fitadiavana vahaolana, hoy i Serge Zafimahova.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2011
Actualités.Stéphane Jacob Mandra-pihaona fa tsy veloma

Tontosa omaly teny amin’ny fasan-drazany teny Manandriana Avaradrano ny fandevenana ny nofo mangatsiakan’ny namana sady zokibe mpanao gazety Razafimandimby Jean Claude na i Stéphane Jacob amin’ny fahafantarana azy tany amin’ny asa sorany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2011
Actualités.Ambovombe Androy 15 andro tao anaty haizina ny mponina

Ao anatin’ny fahasahiranana ny mponina ao Ambovombe Androy, satria dia tapabolana eo izao no tapaka ny jiro any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT