- Zoma 20 Aprily 2012
Actualités.«Kidnapping» Karana Sinema, sa tena izy ?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manana sampandraharaha 41 ny hopitaly HJRA izay tobim-pahasalamana azo lazaina ho tsara indrindra manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyFangala-piery no niafaran’ny dian’ny delegasion’ny ankolafy Zafy teny amin’ny ministeran’ny fitsarana Faravohitra omaly raha tonga hanaraka ny fitorina nataon’ny profesora Zafy Albert momba ny trafika bolabola izy ireo.
Hamaky ny tohinyAretin’ny lehilahy samirery ny “homophilie” na koa tsy fivainganan’ny ra izay miseho amin’ny alalan’ny fijininihany foana rehefa misy maratra sy ny fivontosana amin’ny faritry ny vatana voadona.
Hamaky ny tohinyMalaza tao anatin’ny roa volana izao ny tanànan’i Bezaha, Distrikan’i Betioky Atsimo noho ilay fandorana trano miisa 162 sy fanimbana tsangambato nataon’ny zandary ary ny fahavakisan’ny efitrano fitazonana ireo olona voarohirohy tao amin’ny biraon’ny zandary tao an-toerana ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNikatso tsy nahetsika tamin’ny tany ! Izay no nanjo ilay Airbus A340-300 «ELATRA» raha tokony hisidina ho any Marseille (Frantsa) halina.
Hamaky ny tohiny