• Talata 24 Aprily 2012
Actualités.Tambinkarama amin’ny hofan-trano Hakarina iray hetsy Ariary

Samy manana tanjona hanatsara ny fari-piainan’ny mpiasam-panjakana avokoa ireo hetsika sendikaly izay nahazo vahana tao anatin’izao tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2012
Actualités.Didy-Ambatondrazaka Tovolahy nahalafo safira 1 miliara dia nitapy

Maresaka tokoa ao Ambatondrazaka noho ilay fitrandrahana safira ao Ambohibe Didy, tanàna 60km mianatsimo atsinanana izay lalana adiny efatra amin’ny fiara tsy mataho-dalana miampy dia an-tongotra adiny valo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2012
Actualités.“Andry sy Mialy” Karazana baobab vaovao

Voly reniala na «baobab» ! Io no nanamarika ny andro faharoa nijanonan’i Andry Rajoelina, sy ny ankohonany, tao Morondava renivohitry ny Faritra Menabe ny faran’ny herinandro iny, sady niala sasatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2012
Actualités.Ramady Albert Tsy hanaiky lembenana ny mpampianatra

Tonga eto Antananarivo ny solontenan’ireo DREN rehetra manerana ny Nosy, hoy Ramady Albert, mpikambana ao amin’ny sendika SEMPAMA Ihorombe miaraka amin’ireo namany efatra mirahalahy tarihan’ny filohany, Rajoma Louis.

Hamaky ny tohiny
FTT