- Zoma 27 Aprily 2012
Actualités.Ambatomifanongoa ”Parlemantera iray no lehiben’ny dahalo”, hoy ny Ben’ny tanàna
Vaky bantsilana ary fanta-bahoaka any Ambatomifanongoa, Kaominina iray ao anatin’ny Distrikan’Ambatofinandrahana izao fa Parlemantera iray no fositra tsy mampilamina ny tanàna hatramin’izay.
Hamaky ny tohiny