• Alakamisy 03 Mey 2012
Actualités.Mikatso ny fampianarana Nidina an-dalambe ireo mpianatry ny lycée

Mivoatra isan’andro ny raharaha momba ny fiatoan’ny fampianarana. Nihafaingana ny fitaran’ny fitokonana ataon’ny mpampianatra hatramin’ny nidiran’ny mpanabe avy eto an-drenivohitra an-tsehatra nanampy isa ireo namany avy amin’ny SEMPAMA manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2012
Actualités.Tojo Ravalomanana “Mijoro aho !”

Manoloana ireo antsojay sy fingampingana isan-karazany natao sy atao aminy tato anatin’izay telo taona izay dia nisafidy ny hivoaka tamin’ny fahanginany ny orinasa Tiko, ka nampiantso mpanao gazety teny amin’ny Tiko Tanjombato, omaly alarobia 2 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Actualités.Pasitera Mailhol Nanamafy ny hitondrany firenena amin’ny taona 2013

Kaonferansa lehibe nanazavana ara-matematika ny Baiboly sy ny bokin’ny Apôkalipsy naharitra hateloana, fanaovana batisa ireo mpino Apôkalipsy ary fananganana ny antoko GFFM na Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara tao Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2012
Actualités.Fanenjehana mpanao gazety lava ity … Sao mba tsy rariny !

Raha nisy raharaha iray manamarika ny filazam-baovao teto an-toerana, eny miparitaka hatrany ivelany any amin’ny fivoaran’ny teknôlôjian’ny fifandraisana, dia ity fanohintohinana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy fanenjehana mpanao gazety miha mahery vaika miseho lany ankehitriny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2012
Actualités.Orinasa BURMAS Naneho ny alahelony mikasika ny resabe mandeha momba azy

Orinasa BURMAS Naneho ny alahelony mikasika ny resabe mandeha momba azy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2012
Actualités.Raharaha “Jeneraly Ramananarivo Claude” Nitombo iray ny olona voasambotra

Nitombo iray ny olona voasambotra manodidina ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana ny jeneraly Ramananarivo Claude mivady sy ny zanany vavy.

Hamaky ny tohiny
FTT