• Zoma 16 Septambra 2011
Actualités.Famotsiam-bola Misy fiangonana sekta anaovana fanadihadiana

Nivoitra io nandritra ny fitetezam-paritra tanterahin’ny Sampandraharaha malagasy iadiana amin’ny famontsiam-bola na ny SAMIFIN tao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Actualités.Tsy milamina ny tany Mpanao gazety eto an-drenivohitra nisy naka an-keriny

Nisy naka an-keriny ny mpanao gazety iray miasa amin’ny orinasana haino aman-jery lehibe eto an-drenivohitra ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2011
Actualités.Tetikasa Tramway Miakatra ny feo eny Ankorondrano Andrefana

Niala tamin’ny fahanginany ireo fianakaviana maro mety horavana trano amin’ny Ankorondrano Andrefana iny, amin’ny fanatanterahana ny tetikasa “tramway”, nampanantenain’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2011
Actualités.Radio Mada Nentina an-kianja tao Behoririka

Omaly alarobia 14 septambra dia niavaka ny fitondran’ny Pastera Edouard Tsarahame an-tsehatra tao amin’ny Magro ny Radio Mada izay mbola akaton’ny FAT mandraka ankehitriny ka nandraisany manokana tao anaty fandaharana “Fanjaitra” ireo vahiny mirahalahy dia ny Depiote teo aloha voafidy tany Arivonimamo, Rakotomanjato Rodin sy ny filohan’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna eto Madagasikara, Ralaiseheno Guy Maxime.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2011
Actualités.Mpianatra maty tao Barikadimy Tsy tafiditra teto an-drenivohitra ny razana

Mitady hohararaotin’ny mpanao politika sasany handranitana adim-poko ny fahafatesan’i Frédéric Randrianirina Herilanto, ilay mpianatra maty tao Barikadimy nandritry ny sakoroka.

Hamaky ny tohiny
FTT