• Talata 08 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Alaotra Nanamafy hatrany ny fitakiany

Vao maraina dia efa nandeha ny fanentanana tao amin’ny kianjan’ny 180 Ariary any amin’ny lisea Antsahamarova Ambatondrazaka mampahery ireo mpanabe mba tsy hiroaroa saina manoloana ny fepetra miendrika fandrahonana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, ny zoma 04 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Actualités.Antsirabe Nilanja sorabaventy ny mpianatra, nitety sekoly ny DREN

Nanatanteraka fitokonambe ny mpampianatra tao Antsirabe omaly alatsianiny 07 mey maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Amoron’i Mania Tsy mankato intsony ny baikon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena

Tezitra mafy ireo mpampianatra ao Amoron’i Mania raha naheno ilay teny midina miendrika fandrahonana nambaran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny zoma 04 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Actualités.Tsy nisy mpihaino i Manoro Régis Nikatona avokoa ny ankamaroan’ny sekolim-panjakana

Vao manka nanamafy ny fiaraha-mientan’ny mpampianatra sy mpanabe ny ramatahora nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny zoma lasa teo izay naverimberina tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Tolagnaro Hitokona tsy hampianatra

Fanapahan-kevitra tsy am-pisainana no nataon’ny minisitra mpiahy sady manoro vilana no mamahan-dalitra anay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2012
Actualités.Naza Electronic Tsaralalana Nipoahan’ny baomba vita gasy omaly

Nahitana fipoahana baomba vita gasy indray omaly tokalandro tokony ho tamin’ny roa ora tany ho any, teo amin’ny Naza Electronic Tsaralalàna, tranombarotra tantanan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny
FTT