• Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Fisondrotam-bidin’entana Vokatry ny hamaroan’ny mpanelanelana

Eny Anosizato sy Anosibe no misy ireo tsena lehibe mpamatsy entana ny renivohitra amin’ny legioma isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Kianjan’ny 13 mey Nokosehin’ny tetezamita

Izaho dia malahelo amin’ny nanaovana an’io kianjan’ny 13 mey io ankehitriny, hoy i Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Halatra, hosoka, fanodinkodinam-bola Lehiben’ny Faritra maro hanaovana fanadihadiana

Nalaza tamin’iny herinandro lasa iny ny aferana vy tao Marovoay izay nisy nanodinkodina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Atsinanana Niantso azy ireo ny DREN sy ny Lehiben’ny Faritra

Fikoropahana ny an’ireo lehiben’ny faritra sy ny lehiben’ny fampianarana isam-paritra (DREN), manoloana ny fitokonana tsy mety mivaha eo amin’ny SEMPAMA manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Hanohy ny fitokonany na dia misy aza ny fandrahonana

Mampiasa ny fomba rehetra handemena ny hetsiky ny SEMPAMA ny mpitondra isan’ambaratongany ary tsapa fa mahomby izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Mey 2012
Actualités.Fitaterana an-drenivohitra Raharahan’ny ministera rehetra, hoy Rajoelison Rado

Amin’izao fotoana izao dia efa misy eny anivon’ny ministera tsirairay avy voakasik’ity olan’ny fitaterana ity na mivantana na tsy mivantana, hoy Rajoelison Rado, Tale Jeneralin’ny fitaterana an-tanety eo anivon’ny ministeran’ny fitaterana sy famantarana ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
FTT