- Talata 15 Mey 2012
Actualités.Vakinankaratra Mbola maro ireo tsy mampianatra
Hifandroritana tanteraka ankehitriny ny manodidina ny resaka fampianarana amin’ny ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa.
Hamaky ny tohinyHifandroritana tanteraka ankehitriny ny manodidina ny resaka fampianarana amin’ny ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa.
Hamaky ny tohiny“Tsy tompomarika amin’ny mpampianatra mbola mitokona izahay mpitarika ny SEMPAMA.
Hamaky ny tohinyRehefa avy nahemotra in-droa dia tokony hivoaka amin’ity talata ity, ny didim-pitsarana mahakasika ny raharaha mampifanolana ny tompon’ny orinasa SITRAM, Edgar Razafindravahy sy ny tompon’ny onjampeo Free FM, Rtoa Razafimahaleo Lantosoa, teraka Rabezanahary.
Hamaky ny tohinyMbola nananteraka hetsika tetsy anoloan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ireo mpanabe sy mpampianatra omaly.
Hamaky ny tohinyNahoraka an-gazety sy tamin’ny fampitam-baovao samihafa ny faran’ny herinandro teo fa dia voasambotra ilay mpanapoaka baomba teo amin’ilay tranombarotra karana ao Tsaralalana ny alakamisy 3 mey teo.
Hamaky ny tohinyRaha toa ka tsy sahy nitokona ny mpitatitra an-drenivohitra dia milaza ny mbola hanohy ny fitakiana kosa amin'ity alatsinainy ny Sempama.
Hamaky ny tohiny