- Alarobia 16 Mey 2012
Actualités.Toamasina I Nakatona vonjimaika ireo sekolim-panjakana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nifamotoana teo anoloan’ny tsangambaton’ny holafitry ny mpanao gazety malagasy sady mariky ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eo anoloan’ny Gara Soarano omaly talata 15 mey misandratr’andro ny mpanao gazety maro sy ireo tompona haino aman-jery nakaton’ny fanjakana, nanoina ny antso nataon’ny sendikan’ny mpanao gazety.
Hamaky ny tohinyHotohizana anio talata 15 sy rahampitso alarobia 16 ary ny alakamisy 17 mey etsy amin’ny Lapan’ny tanàna vaovaon’ny tanànan’Antananarivo ny tsiaro ny 13 mey 1972.
Hamaky ny tohinyFantatra izao fa hifampitafa amin’ny mpanao gazety momba ny nahafatesan’i Nadine Ramaroson anio talata manomboka amin’ny telo ora tolakandro eny amin’ny Orchidée Blanche Androhibe, ny fianakaviana Ramaroson.
Hamaky ny tohinyRaha fanairana am-bava fotsiny ny fitokonana nataon’ny mpitatitra teto an-drenivohitra dia nampihariny ny tao an-drenivohitr’i Mahajanga tao.
Hamaky ny tohiny