• Alakamisy 13 Oktobra 2011
Actualités.HAFARI Miverina ny tsindrihazolena rehefa maty i Nadine Ramaroson

Taorian’ny nahafatesan’i Nadine Ramaroson dia hita fa maro ireo mpanararaotra sy mpanao tsindrihazolena no miverina manao ny toetra ratsiny amin’ny fanaovana toetra mitory tsy fanajana ny zon’olombelona, hoy ry zareo ao amin’ny firohotana HAFARI (Hery sy Andry ho Fiarovana an’Antananarivo Renivohitra Iombonana) tarihan’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2011
Actualités.Parc Tsimbazaza Enim-bolana tsy nandray vola ireo mpamatsy sakafom-biby

Orinasa roa no nahazo ny tolobidy miantoka ny sakafon’ireo biby ao amin’ny valanjavaboary Tsimbazaza nanomboka tamin’ny faramparan’ny taona 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2011
Actualités.Raharaha “Jao Jean” Nampiaka-peo ireo Ben'ny tanàna ao Sofia

Tsy nijanona tamin’ny fahanginany intsony ny vahoakan'i Sofia fa nampiakatra ny feo tamin'ny alalan'ireo Ben'ny tanàna avy any amin'io faritra io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2011
Actualités.Raharaha Kaomisera Mahamasina “Tsy mahay ny asany !”, hoy ny Tale jeneralin’ny polisy

Nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly hariva ny Tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny jeneraly Rakotondratsima Désiré.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2011
Actualités.“Aéroport” Amborovy Karàna saika hiondrana niaraka tamin’ny volamena 20 kilao

Teo Amborovy, omaly tolakandro, ary nahita avokoa izay mpandeha fiaramanidina rehetra niandry teo, no nitrangan’ity fikasàna hanondrana volamena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2011
Actualités.Jao Jean Karohin'ny zandary misahana heloka bevava

Ny zandary misahana ny heloka bevava any Mahajanga no fantatra fa mikaroka mafy an'i Jao Jean amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT