- Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.Trafikana andramena Lasa lavitra ny fanadihadiana
Raha efa somary nangingina teo aloha teo ny raharaha boaderozy dia manomboka mahoraka indray amin'izao fotoana.
Hamaky ny tohinyRaha efa somary nangingina teo aloha teo ny raharaha boaderozy dia manomboka mahoraka indray amin'izao fotoana.
Hamaky ny tohinyFeno 38 taona amin’ity anio ity ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina, izay raha tsiahivina kely dia teraka ny 30 mey 1974.
Hamaky ny tohinyMihamafy ny fitakiana ataon’ireo mpampianatra ao amin’ny SEMPAMA Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohinyRava ny tsenan’ny tantsaha etsy Anosizato Atsinanana. Taorian’ny sakoroka nitranga teny an-toerana ny alatsinain’ny pentekosta teo mantsy dia natory teny an-toerana mihitsy ireo polisy monisipaly, notarihin’ny Talen’ny kabinetra Rabearisoa Alexandre nanentana sy nanoro lalana ireo fiara mpitatitra vokatra entina hamidy any avy Fenoarivo handeha hihazo an’i Namontana, toerana namindrana ireo mpivarotra.
Hamaky ny tohinyRaha efa mitokona ny Paramed amin’ny faritra sasany, dia omaly vao nanao ny azy ireo Paramed ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNandritra ny fitsidihana sy fanaraha-maso nataon’ny lehiben’ny Faritra Atsinanana Alain Mahavimbina, ny fanarenana sy fanavaozana ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ao Mangarano II ny volana martsa teo, no nilazany ny fanaovana tolo-bidim-panjakana hividianana fiara vaventy roa hanampiana an’i Toamasina renivohitra amin’ny fanariana fako.
Hamaky ny tohiny