- Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Toliara Nisy saika hanapoizina ilay polisy migadra ?
Mbola nitohy ihany ny fitokonan'ny mpitsara izay nanomboka tamin'ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyMbola nitohy ihany ny fitokonan'ny mpitsara izay nanomboka tamin'ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyFeno 62 taona amin'ity alatsinainy 12 desambra 2011 ity Atoa Marc Ravalomanana, filoha lanim-bahoaka kanefa dia naongan’ny sasany teo amin’ny fitondrana, telo taona lasa izay, ary dia lasa sesitany any Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyNaneho firaisankina ny mpitsara eto an-drenivohitra ny sabotsy teo ka tonga namaly ny antson’ny biraon’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) nanatanteraka fitokonana teo anoloan’ny lapan’ny fitsarana miaraka amin’ny akanjo maha mpitsara azy.
Hamaky ny tohinyNaharitra ora dimy ny fivorian'ny tomponandraikitra tany Toliara omaly tao amin'ny biraon'ny Faritra Atsimo Andrefana ao Mitsinjo Betanimena.
Hamaky ny tohinyPoa toa izay dia efa hipoka miaramila teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato omaly.
Hamaky ny tohinyNy talata 06 desambra alina no niditra am-ponja vonjimaika, izy mirahalahy dia i Ficolin, 33 taona, “bosco”-n’ny vedety sy Landry, 26 taona, “skipper”-n´ilay vedety, raha avy niakatra fampanoavana izay ny lehiben´ny fampanoavana avy hatrany no nisahana ny antontan-taratasin´ady rehetra.
Hamaky ny tohiny