- Alakamisy 21 Jona 2012
Actualités.Fanakianana ny fety eny Mahamasina Namaly bontana i Rossy
Tonga ny valin-kafatra avy amin-dRossy, taorian'ny fanambarana nataon'ny filohan'ny federasionina Malagasin'ny rugby.
Hamaky ny tohinyTonga ny valin-kafatra avy amin-dRossy, taorian'ny fanambarana nataon'ny filohan'ny federasionina Malagasin'ny rugby.
Hamaky ny tohinyTonga teny amin'ny Lisea Jean Joseph Rabearivelo, omaly maraina ny solontenan'ny SEMPAMA.
Hamaky ny tohinyRaha ny fanazavan’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tonga marobe nifanotrona tamin’ny vahoakan’Antsirabe nanao mandatehezana niaro ny Tiko Andranomanelatra dia toromariky ny lehibe avy aty Antananarivo no nampiatoana vonjimaika ny fiambenana.
Hamaky ny tohinyTamin’ny herinandro lasa iny dia hentitra ery ny tao amin’ny Prefektioran’Antananarivo Renivohitra nilaza fa voararan’ny lalàna ny fivarotana tsipoapoaka ary tsy azo atao ny manapoaka azy ireny.
Hamaky ny tohinyMaro ireo mpiasam-panjakana namaly ny antson’ny “Collectif Interministériel des Agents de l’état» omaly tolakandro.
Hamaky ny tohiny“Mbola mitohy ary hihamafy ny fitakianay“, hoy ny filohan’ny SMèdFM Atsimo-Andrefana, ny Dr Ramanantsoa Victor.
Hamaky ny tohiny