• Alatsinainy 02 Jolay 2012
Actualités.Fiaramanidina Airbus A340-300 Nanaovan’ny mpanamory gasy andrana omaly

Nigadona teo amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny fiandohan’ny tolakandro ny sabotsy 30 jona teo ilay fiaramanidina faharoa, Airbus A340-300, an’ny kaompania Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Actualités.Fanemorana datim-panadinana Be no mimenomenona

Fimenomenomana ! Izay no re ombieny ombieny eny am-bavan’ireo ray aman-dreny manan-janaka hiatrika fanadinam-panjakana taorian’ny fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Manoro Régis, ny zoma 29 jona teo, nanemotra ireo datim-panadinam-panjakana rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Actualités.“Opération” Remenabila Misy razana 12 hita, voasambotra ny namany

Mivoatra miandalana ny vaovao mikasika ny “opération” Remenabila tanterahin’iny andia-miaramila manokana nalefa any Befotaka any.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2012
Actualités.Airbus A340-300 faharoa Misy olana sahady koa ?

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia higadona eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato namin’ny sabotsy maraina ilay Airbus A340-300 faharoa ho an’ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar, ho fanampin’ny “ELATRA”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2012
Actualités.Mahamasina Mba fihetsika hafahafa kosa

Niteraka resabe ny fihetsika nasehon’ireo manampahefana sivily sy miaramila mpitondra ny tetezamita tetsy Mahamasina nandritra ny fampisehoana tafiditra tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT