• Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Hopitaly HJRA Nisy andian’olona nokaramaina nanakorontana

Raikitra indray ny fanakaramana mpanakorontana sy besandry. Tao amin’ny hopitaly HJRA izay toerana fitokonan’ny Paramed sy ny dokotera no nisehoan’izany omaly alatsinainy 09 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Antontanisa marina sy ara-potoana Andrin’ny politika ara-toekarena sy ara-barotra

Manan-danja lehibe eo amin’ny sehatra ara-barotra sy ny tontolo ara-toekarena amin’ny ankapobeny ny fifehezana ny antontanisa sy tarehimarika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Oniversite Ankatso Hiakatra avo 2 heny ny saram-pisoratana anarana

Tapitra tamin’ny alatsinainy 09 jolay lasa teo ny fe-potoana nomen’ny mpianatra handaminan’ny fanjakana ny olan’ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Port Toamasina Tsy mandalo “scanner” ny entana alefa lamasinina ?

Raha ny naoty navoakan’ny Tale jeneralin’ny fadintseranana ny taona 2011, noho ireo resabe nandeha amin’ny fanondranana bolabola an-tsokosoko teo anivon’ny seranantsambo, dia nilaza mazava fa “ny entana rehetra na naondrana na nohafarana, dia tsy maintsy mandalo fitiliana amin’ny Scanner avokoa”, ireo mampiahiahy amin’izay dia tsy maintsy mandalo ny fisavana mivantana ataon’ny inspekteran’ny ladoany Malagasy vao afaka mivoaka na afaka miondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.«Bois de rose» tavela any Maorisy Namaky bantsilana ny mpanao gazety maorisianina

Nifanakalo hevitra sy nifampita ary nifampanontany vaovao marina mikasika ny resaka “bois de rose” malaza eto Madagasikara amin’izao fotoana izao tamin’ny alalan’ny “visio-conférence” tetsy amin’ny Centre de Presse Antsakaviro omaly ny mpanao gazety Malagasy sy Maorisianina maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2012
Actualités.Air Madagascar : Airbus A340-300 Vao hiainga hanao sidina voalohany mankany Azia dia simba

Tsy tafainga ara-potoana ilay Airbus A340-300 faharoa vao azon’ny kaompania Air Madagascar fa dia nisy fahasimbana sahady.

Hamaky ny tohiny
FTT