• Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Jean-Christophe Beillard, ambasadaro Frantsay Miahiahy amin’ny tsy fandriampahalemana eto

Teny amin’ny “Résidence de France” teny Ivandry toy ny mahazatra no nanatanterahan’ny Frantsay niaraka tamin’ireo nasainy manokana ny lanonana fankalazana ny fetim-pirenen-dry zareo, ny 14 jolay, ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Tontolon’ny haino aman-jery Hiditra anaty fifaninanana ny Dream’in TV

Nosokafana tamim-pomba ofisialy tao amin’ny Centre de Conférence Internationale na C.C.I Ivato, ny sabotsy 14 jolay lasa teo, ny fahitalavitra «Dream’in».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Fikambanana Zanadranavalona Tsy maintsy miverina amin’ny tompony ny fanjakana

Niavaka ny hetsika fanangonam-bola ho fanatanterahana ny Alahamady 2012 nataon’ny fikambanana Zanadranavalona teny Lazaina omaly alahady 15 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Sefo CISCO Fandriana Nametra-pialana noho ny fitakian’ny SEMPAMA

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ireo mpampianatra manao fitakiana ao amin’ny SEMPAMA sy ireo tompon’andraikitry ny fanabeazam-pirenena ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Tsy Aritra Hiady amin’ny gaboraraka hoe ?

Taorian’ny fivoriana teny Mahazoarivo ny zoma 13 jolay lasa teo dia nanapa-kevitra ireo sampandraharaha isan-tsokajiny miara-miasa eny Ivato, fa dia hohamafisina ary ho hentitra kokoa ny fitsirihana sy fanaraha-maso eny amin’ity seranam-piaramanidina iraisam-pirenena ity, manomboka anio alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Actualités.Valérien (PARAMED) Hivoaka anio didim-pitsarana hamaritra ny hoaviny

Hanamarika ny hoavin’ny tolona sendikaly ataon’ny PARAMED ny zavatra hitranga io.

Hamaky ny tohiny
FTT