- Alakamisy 19 Jolay 2012
Actualités.Airtel Namoaka ny 3.75 G sy ny Video call
Tsy mitsaha-mivoatra ny teknôlôjia. Vokatra vaovao aroson’ny Airtel ho an’ny mpanjifa ny 3.75G sy ny Video call
Hamaky ny tohinyTsy mitsaha-mivoatra ny teknôlôjia. Vokatra vaovao aroson’ny Airtel ho an’ny mpanjifa ny 3.75G sy ny Video call
Hamaky ny tohinyRaha ny fanadihadiana natao dia rariny raha misy ny fanofanana omena ireo Ben’ny tanàna avy amin’ireo Faritra telo ao anatin’ny Faritanin’i Toamasina dia Alaotra-Mangoro sy Atsinanana ary Analanjirofo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Telo taona sy telo volana no efa teo amin'ny fitantanana ny firenena i Andry Rajoelina sy ireo mpiara-dia aminy, saingy mahagaga fa amin'izao volana jolay 2012 izao vao hihazakazahana indray ny fiantsoan'ny fitsarana malagasy ny filoha Marc Ravalomanana mba hiatrika ny fanadihadiana azy momba ny raharaha 7 febroary.
Hamaky ny tohinyNandefa iraka nanao fanadihadiana momba ny raharaha fanimbazimbana doany tao Anorohoro Amparafaravola niseho ny 10 jolay 2012 ka mahavoarohirohy pasitera iray ao amin’ny fikambanana Apokalipsy (FAM) ny komity pastoraly ao aminy.
Hamaky ny tohinyMampiaka-peo ireo mpiasa ex-ECD ao amin’ny Paositra Malagasy ary dia tafavoaka ny rindrina efatra ny raharaha ankehitriny.
Hamaky ny tohiny