• Alakamisy 26 Jolay 2012
Actualités.Fiadanana Niakatra Ministera ny SECES

Niova lasy ny hetsika iarahan’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo sy ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Actualités.Tsy Aritra Maloto tanteraka

Efa nampoizin’ny maro ihany fa tsy maintsy mbola hifoha ny lonilony eo amin’ny polisy sy ny mpitsara, satria tsy voalamina tsara hatramin’ny farany ilay raharaha tany Toliara fa toa nampanginina tsimoramora teny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2012
Actualités.Dokotera mpiasam-panjakana Tsy milavo lefona amin’ny fitakiany

Tsy milavo lefona akory ny mpitsabo amin’ny fitakiany na dia raràna tsy afa mivory ao amin’ny hopitaly HJRA intsony aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2012
Actualités.Fisondrotam-bidin’ny jiro “Loza mitatao amin’ny fanjakana”, hoy Ralison Roger

Nihatra tamin’ny faktiora nanomboka tamin’ity volana jolay ity ny fisondrotana 13% amin’ny vidin-jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Actualités.Filaharana amin’ny banky Fakampanahy ho an’ny mpanendaka

Tsy andavanandro tsy faran’ny volana fa dia filaharana lava no hita eny amin’ny banky.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Actualités.Foloalindahy malagasy Ahitana fikomiana isan-taona

Nanomboka tamin’ny 2009 dia tsy maintsy misy fikomiana iray isan-taona fara fahakeliny ao amin’ny foloalindahy malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT