• Alakamisy 02 Aogositra 2012
Actualités.Fampahalalam-baovao Mihamafy orina ny fiaraha-miasan’ny ANTA sy ny Xinhua

Tonga nitsidika ny Agence Nationale Taratra na ANTA etsy Ambohidahy omaly ny delegasiona sinoa, tarihin’Atoa He Ping, tonian-dahatsoratry ny Xinhua mitovy laharana amin’ny minisitra any amin-dry zareo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aogositra 2012
Actualités.Ady amin’ny Ministeran’ny fahasalamana Mitarika isa 1-0 ny PARAMED

Ao anatin’ny disadisan’ny PARAMED sy ny Ministeran’ny fahasalamana ankehitriny noho ny resaka “réquisition” no nivoaka ny didim-pitsarana manome rariny an’i Andriankinana Tsialofana izay lohandohan’ny mpisorona tao amin’ny SISFM sy ny F3N ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Actualités.ANKATSO II Harodana avokoa ireo trano sy tsena miorina tsy ara-dalàna ?

Mirongatra ny fananganana trano sy tsena tsy ara-dalàna eny amin’ny toeram-ponenan’ny mpianatra eny Ankatso II amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Actualités.Araben’ny fahaleovantena Analakely Sady maloto no maimbo no mikorontana

Lavitra an’izany fandaminana an-tanàn-dehibe izany ny renivohitr’i Madagasikara ao Analakely Araben’ny Fahaleovantena ao ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Actualités.Zafy Albert Hametraka fitoriana eny amin’ny BIANCO

Tsy kivy, tsy ketraka ny profesora Zafy Albert fa dia hamerina hametraka ny taratasy fitoriany indray eny amin’ny Bianco momba ny resaka kolikoly mahakasika olona ambony eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Actualités.Olana « ccit – mictsl » ao Toamasina Hiafara amin’ny fitokonan’ny ladoany ?

Nampiditra fatiantoka an-jatony tapitrisa ariary teo anivon’ny antenimieran’ny varotra Toamasina ny olana nisy teo aminy sy ny Mictsl noho ireo entana lany fetr’andro mihoatra ny 15 andro araka ny lalànan’ny fandintseranana malagasy mbola hazonin’ity orinasa ity tao anatin’ny dimy taona, nefa vao mainka nihamafy tato anatin’ny telo taonan’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT