• Talata 14 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Miala any indray ny ramatahora

Fomba fiasa nahafantarana ny tetezamitan'i Andry Rajoelina ny fampitahorana sy fanaovana ramatahora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2012
Actualités.Air Madagascar Izay no vita ?

Sahiran-tsaina ny mpiasan’ny Air Madagascar ankehitriny, satria miantraika amin’ity kaompaniam-pitaterana ana habakabaka ity ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2012
Actualités.Manodidina an’Antananarivo Maro ireo trano miorina tsy misy fahazoan-dalana

Ny fanotofana tany sy ny fananganana trano, samy tsy misy fahazoan-dalana no anisan’ny olona goavana momba ny lafintany eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2012
Actualités.«Surveillants» CEPE Nisy Kartie môbila sy Mpivarotra gilasy

Tsy nandeha amin’ny laoniny sady kitoatoa tanteraka ny fanadinana CEPE tamin’ity taona ity raha ny tatitra nataon’ny SEMPAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Actualités.«Gare routière» Ambodivona Manjaka ny gaboraraka

Mbola manjaka tanteraka ny gaboraraka eny amin’ny fiantsonan’ny zotram-pitaterana nasionaly eo Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Actualités.CEPE tao Toamasina Nilamina ivelany, feno romoromo anatiny

Niisa 7.096 ny mpiadina CEPE ho an’ny Cisco Toamasina I, izay naparitaka tamin’ny toeram-panadinana niisa 14.

Hamaky ny tohiny
FTT