- Alarobia 22 Aogositra 2012
Actualités.Rajaonarison Charli Hyacinthe Vita hatreo ny «permis» vorontsiloza
Nahazo mpitantana vaovao ny “Centre Immatriculateur d’Antananarivo” etsy Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyNahazo mpitantana vaovao ny “Centre Immatriculateur d’Antananarivo” etsy Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyEfa tena ‘dépotoirs’ am-bazaha mihitsy ny tanànantsika ity. Aiza ka sady manimbazimba ny maha Malagasy sy mametaveta tovovavy sy zazavavy Malagasy ny vazaha monina sy miriorio mameno ny Fokontany maro eto Toamasina.
Hamaky ny tohinyNy antoko Maitso Hasin’i Madagasikara dia tsy ao anatin’ny fitondrana tetezamita satria nametra-pialana tsy ho CST ny filohanay Rtoa Sarah Georget Rabearisoa, hoy Atoa Amido Sabity.
Hamaky ny tohinyTsy tonga teo amin’ny fitondrana i Andry Rajoelina raha tsy nanampy azy ny miaramila. Nisy karazany moa ny endrik’io fanampiana io.
Hamaky ny tohinyNoho ny fiakaran’ny vidin-tsolika nampiharin’ny tobin-datsantsy Total, izay nihatra tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, dia namory ny tompon’andraikitra voakasikan’izany ny Praiminisitra Jean Omer Beriziky, teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo omaly alatsinainy 20 aogositra 2012.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo tsy mampitovy hevitra ny filoha Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT ny andininy faha-20 ao amin’ny tondrozotra mamaritra fa mahazo mody tsy misy fepetra ireo sesitany politika rehetra, ao anatin’izany i Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny