• Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.Hipoka tanteraka i Mahamasina, 40 mahery no torana, nisy ny naratra

Ankoatra ny fiaretan-tory ny sabotsy nifoha alahady dia lamesa lehibe no natrehan’ireo mpino katolika tetsy amin’ny kianjamben’i Mahamasina omaly, ao anatin’ny fandalovan’ny taolambalon’i Don Bosco eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.FITIAVAN-TANINDRAZANA VE ny famonoana ny orinasa TIKO S.A ?

Telo taona izay no nisehoan’ity tantara mampalahelo manjo ny TIKO S.A izay orinasa Malagasy anisan’ny lehibe indrindra teto amin’ny ranomasimbe Indiana. Nanana mpiasa eo amin’ny 4.000 eo ho eo ary namelona tantsaha maro dia maro tamin’ny fividianana na famarotana akora momba ny fambolena sy ny fiompiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.Fiambenana fanadinam-panjakana Betsaka no tsy mpanabe akory ?

Voaporofon’ny Sempama Atsinanana na dia manda ny fisiany aza ny eo anivon’ny DREN atsinanana, ny fisian’ireo tsy mpampianatra sy tsy mpanabe akory amin’ny fiambenana mandritra ny fanadinam-panjakana nifanesy, indrindra ny teo amin’ny BEPC sy ny BACC hanomboka anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.Mampiaka-peo ny fianakaviany !

Manomboka mimenomenona amin’ny fitarazohan’ny fiasan’ny polisy malagasy any Toliara ny fianakavian’ilay teratany Frantsay, antsoina hoe Patrice Boquet.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.Rano eto Antananarivo : Naato ilay famindram-pitantanana

Manoloana ny fihetsiketsehan’ny mpiasan’ny Jirama dia nanapa-kevitra ny fitondrana tetezamita fa haato aloha ny famindran’ity orinasa ity amin’ny kaominina ny fitantanana ny rano eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités.Tetikasa Ambatovy : Tsy omen’ny Fat fahazoan-dalana hamokatra

Hatreto, na dia efa nisy aza ny fifampidinihana teo amin’ny governemanta Malagasy sy Ambatovy natao dia tsy mbola nahazo ny fahazoan-dalana hamokatra ny tetikasa Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
FTT