• Alarobia 29 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Hivoaka ny anarana ?

Mazava tsara tsy mivilivily ny tenin’Atoa Alain Ramaroson, omaly, teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina fa havoakan’ny fianakaviana ny marina rehetra momba ny namonoana an’i Nadine Ramaroson amin’ny volana septambra, raha tsy manao izany ny mpitandro ny filaminana nanatanteraka ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2012
Actualités.Antsirabe Midangana ny saran-dalana

Manjaka indray ny gaboraraka eo amin’ny lafiny fitaterana ao Antsirabe amin’izao fotoan’ny fialantsasatra sy famadihana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2012
Actualités.Fanarenana ny RN 5 Be resaka fotsiny ny Mainland ?

Araka ny nambaran’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, Saina Michel, dia vonona ny hanamboatra sy hanarina ny fahasimbana nateriky ny fampiasany be loatra ny lalam-pirenena faha-05 ny orinasa MainLand.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2012
Actualités.Herintaona nahafatesan’i Nadine Ramaroson Hisy filaharana “Fotsy” ao Toamasina

Feno herintaona anio ny nahafaty ny minisitry ny mponina teo aloha, Rtoa Nadine Ramaroson, noho ny lozam-pifamoivoizana an-dranomasina raha niverina avy namonjy ny fetin’ny trozona tao Sainte Marie ny tenany sy ny mpiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Inona no tena marina ?

Herintaona lasa izay no nahafatesan’ny minisitry ny mponina teo aloha Rtoa Nadine Ramaroson, raha iny izy hitodi-doha avy any Soanierana Ivongo iny ka niondrana an-tsambo tao amin’ny nosy Sainte Marie.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Actualités."C.t" sady pastera iray ao Toamasina Mamo sy nanakorontana alim-pandihizana

“Tsy fantatra intsony na ny toaka nifangaro divay nosotroiny na mamon’ny rongony ity mpikamban’ny kongresin’ny tetezamita sady pastera ity.

Hamaky ny tohiny
FTT