- Talata 04 Septambra 2012
Actualités.Antsiranana Mijaly amin’ny delestazy isan’andro
Velon-taraina ny mponina ao Antsiranana manoloana ny tsy fanjarian’ny resaka jiro.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina ny mponina ao Antsiranana manoloana ny tsy fanjarian’ny resaka jiro.
Hamaky ny tohinyNanana ny fotoana nanomanana ny fanoherana sy fanafihana mialoha ireo andiana malaso miisa hatrany amin’ny 500 izay nanafika tao Mahatsinjo Kaominina Firaisa Distrikan’i Betroka ny mpitandro ny filaminana raha nohenoina ny teniko, hoy ny CT Randrianasolo Nicolas avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyLasa resabe ankehitriny ny voka-panadinana BEPC tany Ankazoabo-Atsimo, Distrika iray miala 300 km avaratra atsinanan’i Toliara.
Hamaky ny tohinyNampiantso ny mpanao gazety tao Ambolomadinika ny SEMPAMA Atsinanana sy Analanjirofo ny alarobia tolakandro teo, nilazan’izy ireo ny tatitra azony sy niainan’ny naman’izy ireo nandritra iny fanadinana BEPC farany teo iny.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanambarana nataony mikasika ny faminanian’ny Pastera Mailhol, dia voalazan’i Fidy mpanentana fa maro be ireo olona niantso azy izay liana sy te hahalala ireo zavatra ao ambadiky ny zava-misy ankehitriny na lafim-piainana izany na manodidina ny krizy
Hamaky ny tohinyNosokafana tamin’ny alalan’ny sary fampirantiana ireo tantara nanamarika ny fiainam-pirenena ny fankalazana ny faha-50 taona nitsanganan’ny foibe fanapariaham-baovao ANTA na Agence Nationale Taratra etsy Ambohidahy omaly.
Hamaky ny tohiny