• Alarobia 05 Septambra 2012
Actualités.Faty olona mikararana any atsimo Tsy mampiraika ny mpitondra

Efa mihoatra lavitra ny isan’ireo maty tamin’ny savorovoro 2009, ireo maty tany atsimo tato anatin’ny efa-bolana noho ny asan-dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Actualités.Belo Tsiribihina “Ville morte” omaly

Ny alatsinainy 3 hifoha ny talata 4 septambra manodidian ny tamin’ny iray ora maraina vokatry ny fifampitifirana teo amin’ny mpitandro filaminana mitambatra nanenjika ireo dahalo saika hangalatra omby tao amin’ny Fokontany Ankapaiky, Kaominina ambanivohitra Belo Tsiribihina dia enina no maty ka telo amin’ireo dia mpitandro filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Actualités.Malazarivo Félix Maty tanaty lozam-pifamoivoizana

Nindaosin’ny fahafatesana tampoka, omaly talata 04 septambra tokony ho tamin’ny telo tolakandro, tao anaty lozam-pifamoivoizana nitranga tamin’ny lalam-pirenena faha-4, ao amin’ny Kaominina Belobaka, 40km tsy ho tonga ao Mahajanga i Malazarivo Félix.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Actualités.Toe-draharaha any Atsimo Ataon’ny mpitondra ambanin-javatra, hoy ny CST Mamitiana Fabergé

Hentitra ny tenin’ny CST Mamitiana Fabergé mikasika ny raharaha dahalo any Atsimo fa ho azy avy amin’iny Faritra iny dia toa mitavozavoza ny fanjakana amin’ny ady atao amin’ny malaso io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Actualités.Tsy fandriampahalemana Mariky ny tsy fahatokisan’ny vahoaka ny fitsarana

Mampanahy ny fandehan’ny zava-misy amin’izao fotoana izao, hoy ny mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita, Randriamamizafy Ignace, indrindra manoloana ny fihetsiky ny SADC sy ny fivoizan’ny sasany ilay hoe «ni…ni».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2012
Actualités.Didy – Ambatondrazaka Mbola mitohy ny fitrandrahana safira ?

Natao nahoraka dia nahoraka ny hetsika fandroahana ireo mpitrandraka safira sy volamena tsy ara-dalàna tany Ambohibe, Kaominin'i Didy, Distrikan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT