- Alarobia 19 Septambra 2012
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Lasa ny kaomisera, miditra ny kolonely
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy tanteraka ny filankevi-pirenena fanapahan-kevitra momba ireo mpampianatra afindra toerana na koa mangataka izany izay tokony ho notanterahana tao Sambava ny 17 sy 18 septambra teo.
Hamaky ny tohiny«Ny zavatra mitranga tato ho ato dia efa taratra fa tsy hisy fifidianana hadio eto», hoy i Camille Mektoub.
Hamaky ny tohinyHaingana dia haingana ny nanaparitahan'ny manampahefana ilay sarin'i Tokanono nambara fa mpimasin-dRemenabila sy ireo miaramila manabontsina tratra sy sandry taoriany.
Hamaky ny tohinyNy fisamborana an'i Tokanono izay voalaza fa mpimasin'i Remenabila sy mpitahiry ny odiny no vokatra azo atao hoe lehibe vitan'ireo mpitandro ny filaminana nalefa hiady amin'ny dahalo any Betroka, tato anatin’ny herinandro izao.
Hamaky ny tohinyNiakatra omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy ilay raharaha fanondranana andramena tanaty kaontenera enina sarona tao Maorisy ny 19 jona 2011.
Hamaky ny tohiny