- Talata 06 Martsa 2012
Actualités.Rano – fako miavosa “Aiza ny Kaominina ?”, hoy ny vahoakan’i Toamasina
“Toa tsy misy fiovana ny raharaha fitantanana ny tanàna na efa niova aza ny mpitantana ny Kaominina”.
Hamaky ny tohiny“Toa tsy misy fiovana ny raharaha fitantanana ny tanàna na efa niova aza ny mpitantana ny Kaominina”.
Hamaky ny tohinyNihazo ny ministeran’ny fampianarana ambaratonga ambony eny Fiadanana ny solontenan’ny mpianatry ny oniversitem-panjakana eto an-drenivohitra omaly.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanamarihana miendrika ahiahy nataon’ny SMM (Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara) tamin’ny nahazoan’i Jao Jean fahafahana vonjimaika ny faran’ny herinandro teo, nefa voarohirohy ho nanolana zazavavy tsy ampy taona tany Antsohihy tamin’ny paka 2011, dia nivoaka tamin’ny fahanginany koa ireo Olobe avy any Antsohihy.
Hamaky ny tohinyTsy dia metimety loatra amin’ny miaramila ilay hoe tataovan-ketra tahaka ny an’ny mpiasa ara-dalàna rehetra, ny (tambina)karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyHirotsaka an-dalambe ny Anakavy Amin-dReny raha mbola ny PDS amin’izao fotoana izao no avela hitantana ny Kaominina Manakara.
Hamaky ny tohinyTafakatra 40.000Ar ny iray gony amin'ny arina fandrehitra na ny saribao ny faran'ny herinandro teo teto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohiny