- Alakamisy 27 Septambra 2012
Actualités.Fiatoan’ny zotran-dalamby FCE Hita taratra ny fiakaran’ny vidin’entana
Manomboka hita taratra ankehitriny amin’ireny toerana izay lalovan’ny lalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara iny ny fiakaran’ny vidin’entana, nanomboka izay nahatapaka ny zotra an-dalamby mampitohy ireo renivohi-paritra roa ireo.
Hamaky ny tohiny
