• Talata 02 Oktobra 2012
Actualités.Fasan’ny Karana Nitokona ny zotra nasionaly

Nitrangana savorovoro teny amin’ny toby fiantsonan’ny fiara Fasan’ny Karana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2012
Actualités.Antananarivo Miala any indray ny delestazy

Na dia tsy mbola tena tafiditra anaty fahavaratra akory aza isika, dia efa manomboka sahady ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina, ary niaina izany ny teny amin'iny faritra Ampitatafika sy Itaosy iny, omaly alina nanomboka tamin'ny 8 ora sy 25 minitra, raha araka ny fitantaran'ny mponina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2012
Actualités.Mpampianatra FRAM Mandrangaranga fitokonana

Tsy mbola voavaha ny olan’ny Sempama satria betsaka tamin’izy ireo no tapaka karama na nigrevy io na tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2012
Actualités.Tafika malagasy Hividianana fitaovam-piadiana any Frantsa

Tafaverina an-tanindrazana omaly maraina rehefa avy niatrika ny fivoriambe faha-67-n'ny Firenena Mikambana ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2012
Actualités.“Kidnapping” Karana Nangataka fanalavana fanadihadiana ny zandary

Raha ny vaovao azo farany mikasika ny raharaha «Bandes à Stéphanie» tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny ilay Karana, Farez, tao Toamasina ka nitakiana vola be manodidina ny 150.000 euros, dia mitohy ny fanadihadian’ny zandary hahalalana ny tena marina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2012
Actualités.SEMPAMA Nivoaka tamin’ny fahanginany

Feno fito volana omaly alakamisy 27 septambra ny fitokonana nataon’ny SEMPAMA na ny Sendikan’ny mpampianatra mpanabe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT