- Zoma 16 Martsa 2012
Actualités.Fanabeazana fototra Tsy mandia fianarana ny ampahefatry ny zaza Malagasy
Misy fiantraikany goavana amin’ny sehatry ny fanabeazana ny krizy politika nanomboka tamin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohinyMisy fiantraikany goavana amin’ny sehatry ny fanabeazana ny krizy politika nanomboka tamin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohinyGrevy ! Io no mampalaza ny oniversite eto Madagasikara. Mitokona ny mpampianatra fa mitaky ny hampiharana ireo didim-panjakana efa neken’izao fitondrana tetezamita izao ihany, tamin’ny oktobra 2009.
Hamaky ny tohinyTeo am-piomanana hisidina iny indrindra ny talata teo no tapaka ny “paummelle” manidy ny varavaran’ilay Boeing 737 an’ny kaompania Malagasy Air Madagascar, ka dia tsy afaka niainga ilay voromby.
Hamaky ny tohinyHiatrika fivoriana ofisialy voalohany etsy Alarobia, misy ny foiben’ny CENI teo aloha, ireo mpikambana 22 voatendry handrafitra ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin’ny tetezamita na CENIT.
Hamaky ny tohinyMampiaka-peo ny Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja eto Madagasikara manoloana ny hosoka sy kolikoly ary tsy fahamarinana nanjaka nandritra ny fanadinana handraisana ho mpandraharaha ny fonja natao ny novambra 2011.
Hamaky ny tohinyRaha ny fandaminana hatramin’izay teo anivon’ny hopitaly be, dia ny telo volana farany amin’ny taona nivalona no fanaovan’izy ireo ny tolo-bidim-panjakana mikasika ny fividianana ireo fitaovana ilain’ny mpitsabo rehetra ho an’ny taona vaovao, anisan’izany ny “oxygène” ilain’ny sampana fandidiana.
Hamaky ny tohiny