Actualités

Sempama Hanao fihaonambe eto Antananarivo


  • Alakamisy 04 Oktobra 2012

Ambohipihaonan’ireo mpikambana SEMPAMA avy amin’ny lafivalon’ny Nosy eto Antananarivo.

 Hanatanteraka fikaonan-doha nasionaly izy ireo manomboka rahampitso 5 oktobra, araka ny fanazavan-dRaharovoatra Claude. Eo mazava loatra no hamantarana ny hoavin’ny tolona sy fitakiana ny hamerenana ny hasin’ny fampianarana sy ny fanabeazana amin’ny ankapobeny nataon’izy ireo, izay nampikatso ny fampianarana teny amin’ny ambaratonga voalohany faharoa nandritra ny dimy volana teo. Niezaka nanatanteraka ireo fanadinam-panjakana telo, dia ny CEPE, BEPC ary bakalôrea moa ny fanjakana, hanakonana io tranga io. Nilaza moa Raharovoatra Claude fa “henatra ho an’ny fanjakana ireny fanadinana telo ireny”.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT