Actualités

Fampidirana mpianatra Manjaka ny aferafera


  • Alarobia 03 Oktobra 2012

Maro amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra any Tôlagnaro no mitaraina amin’ny afitsok’ireo mpampianatra sy talen-tsekolim-panjakana sasany. Mahazo vahana ny afera amin’ny fivarotana toerana amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao.

 Voakasik’izany ireo CEG sy EPP ao an-drenivohitra. Ray aman-dreny maro no nijoro ho vavolombelona fa tsy afa-mandray mpianatra intsony ireo sekoly, fa efa feno, hono. Zava-misy, tsy maintsy mandoa vola na manome tambiny an’ireo tomponandraikitra vao afaka mianatra ireo kilonga. Ankoatra izay dia niakatra ny saram-pisoratana anarana, 30.000 Ariary ny zaza iray. Tsy afa-manoatra ireo maro anaka ka voatery nanapan-kevitra tsy hampiana-jaza.  Izany dia mitarika ireo kilonga hirenireny sy hangataka ary manaraka ireo mpizahantany vahiny.

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT