• Alarobia 21 Martsa 2012
Actualités.Fanomanana fanadinana Atao fangalam-bola ny mpianatra

Velon-taraina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ao Vakinankaratra amin’ny afitsok’ireo tompon’andraikitra sasany misahana ny fanadinana any an-toerana amin’izao fotoana fikarakarana ny antontan-taratasy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2012
Actualités.5S Lakilen’ny fahombiazan’ny Japoney

Sivanina, Sokajiana, Sasana, Soratana, Saintsainina, ireo no “5S” nampiasain’ny Japoney nahatonga ny fandrosoany sy ny fanatsarany ny fomba nitantanany ny fiainana andavanandro, indrindra ny teo anivon’ny fahasalamana sy ny fandraharahana ara-barotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2012
Actualités.Auguste Arnaud-Razanamahasoa Ady tsy vita

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM), Auguste Arnaud Marius Wilfrid sy ny minisitry ny fitsarana Razanamahasoa Christine.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2012
Actualités.Farafangana Niroso amin’ny fitokonana ireo mpampianatra

Efa herinandro vitsivitsy izay no nitokona mitaky ny zony ireo mpampianatra eny anivon’ireo sekolim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2012
Actualités.Ambatomifanongoa Mandrahona an-taratasy ny dahalo

Tsy zakan’ny vahoaka ao amin’ny Kaominina Ambatomifanongoa, Soavina ary Ambondromisotra intsony ny fangalaran’omby sy famonoana olona miseho matetika miaraka amin’ireo fandrahonana ataon’ireo dahalo mpangalatra omby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2012
Actualités.Miparitaka ny basy Misy paikady vaovao hampiasaina

Tsara ary maha te hidera ny fametrahana ilay fomba fiasa sy fomba fiady vaovao mba hanaraha-maso ny fifamezivezen'ny basy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT