• Alakamisy 11 Oktobra 2012
Actualités.Amboasary Atsimo Kere indray ‘ty ndaty

Noho ny firongatry ny asan-dahalo saika isan’andro vaky any amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anosy izay tsy afahan’ny vahoaka mihary, eo ihany koa ny fiantraikan’ny toetr’andro dia maina tanteraka amin’izao ny tany ary tsy misy rano intsony ny reniranon’i Mandrare.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2012
Actualités.Lozam-pifamoivoizana Tonga hatrany ny fifandoloam-pahefana

Nisy fiarakaretsaka sy moto nifandona ny talata hariva 9 oktobra tokony ho tamin’ny 6 ora tetsy Volaniray Anosibe, amin’ny lalana mihazo an-dry masera Ilanivato Anosipatrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2012
Actualités.RN5- Mahavelona Foulpointe Andramena 125 notaomina tsy amin’ahiahy

«Tsy azo aondrana, tsy azo kapaina, tsy azo taterina, tsy azo tehirizina, tsy azo amidy…ny andramena malagasy», araka ny fanambin’ny fanjakana tetezamita, efa nanomboka tamin’ny governemantan’ny praiminisitra Camille Vital voalohany, nitohy tamin’ny faharoa ary tonga amin’ny praiminisitra Beriziky Jean Omer ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2012
Actualités.Vaky fasana, satroboninahitra ... Nampiaka-peo ireo taranak’Andriana

Naneho ny alahelony manoloana ny fametavetana nisesisesy nataon’ny sasany ireo taranak’Andriana rehetra, tsy eto Imerina ihany fa hatrany amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Actualités.Hiran’i Dada Lasa fanaovana fety !

Fanindroany izay tamin’iny faran’ny herinandro iny no nahenoana teny an-dalambe ilay hiran’i Dada izay hirain’i Bodo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Actualités.Minisitra Manoro Régis Nandrindra fihavanana tamin’ireo mpanabe

Nifarana omaly alatsinainy 08 oktobra tao Ambositra ny fitetezam-paritra nataon’Atoa Manoro Régis Minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny mpiara-dia taminy tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
FTT