- Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.Oniversiten’Ankatso Ataon’ny HAT ankilabao
Miverina mihetsika indray ireo mpianatra eny amin’ny oniversiten’Ankatso.
Hamaky ny tohinyMiverina mihetsika indray ireo mpianatra eny amin’ny oniversiten’Ankatso.
Hamaky ny tohinyNampamangy ny kitapo babena fanome ny mpianatra tamin’ny andron-dRavalomanana fa nosoloin’ny olona “sachet fotsy” izany ankehitriny, ary nasesika tao ireo kahie sy stylo.
Hamaky ny tohinyMizaka ny tsy eran’ny ainy ireo Fokonolona ao amin’ny tanànan’i Miariomby any amin’ny Kaominina ambanivolon’i Mahabo, Distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohinyFeo mikasaoka sisa ! Nanaraka ireo zokiny teo aloha amin’ny fanakatonana ihany koa ity onjam-peo vao niforona miaraka amin’ny gazety Taratra ity.
Hamaky ny tohinyNampiantso mpanao gazety teny Ankazotokana omaly talata 23 oktobra ilay tovovavy nifankatia tamin’i Cohen Rivolala taloha sy Rtoa reniny.
Hamaky ny tohinyMikatona avokoa ny Bar sy ny Cabaret rehefa mipaika ny amin’ny sivy ora alina.
Hamaky ny tohiny