• Alatsinainy 16 Aprily 2012
Actualités.Mpiasam-panjakana CSGCEM Ho avy amin’ny angady sy harona izahay

Gazety be araka ny fomba filaza fa am-polony pejy ny fehin-kevitra nivoaka teny amin’ny CCI Ivato tamin’ny zoma teo tao anatin’ilay fikaonan-doha nandritra ny roa andro nataon’ny Fivondronamben’ny Mpiasam-panjakana ambony eto Madagasikara (CSGCEM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2012
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Manana paikady ny Boriborintany Voalohahy

Ireo vondrom-bahoakam-paritra, izany hoe ny Faritra sy ny Kaominina ary ny Boriborintany no aharasain’ny Bianco fitarainana noho ny kolikoly be indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2012
Actualités.Fanafihana amin’ny RN7 Tezitra ny zandary

Tezitra mafy ny zandarin’Antsirabe manoloana ny fanelezana vaovao tsy marina ataona haino aman-jery eto an-drenivohitra ka namoaka fanambarana manohitra izany ho an’ny mpanao gazetin’Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2012
Actualités.Rabetahiana Parfait Pascal “Hohajaina ny datim-panadinana rehetra”

Raharaha anisan’ny mitana ny sain’ny maro ny olana miseho lany eo amin’ny sehatry ny fanabeazam-pirenena. Nanamarika izany ny fitokonan’ny SEMPAMA sy ny fandraisana andraikitry ny fanjakana manoloana izany, ny mety fiantraikany amin’ny fanadinam-panjakana. Toy izany koa ny fisian’ny DREN roa amin’ny Faritra sasany sy ny fisian’ny mpitrandraka volamena eo an-tokotanin-tsekoly iray ao Masomeloka Mahanoro. Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Rabetahiana Parfait Pascal, Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena, mitondra fanazavana.

Hamaky ny tohiny
FTT