• Alakamisy 19 Aprily 2012
Actualités.Aretina “homophilie” Tsy manafatra fanafody intsony ny fanjakana

Aretin’ny lehilahy samirery ny “homophilie” na koa tsy fivainganan’ny ra izay miseho amin’ny alalan’ny fijininihany foana rehefa misy maratra sy ny fivontosana amin’ny faritry ny vatana voadona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2012
Actualités.Raharaha Bezaha ”Aoka tsy hototofana lainga ny marina”, hoy i Tsiavaliky Celestin

Malaza tao anatin’ny roa volana izao ny tanànan’i Bezaha, Distrikan’i Betioky Atsimo noho ilay fandorana trano miisa 162 sy fanimbana tsangambato nataon’ny zandary ary ny fahavakisan’ny efitrano fitazonana ireo olona voarohirohy tao amin’ny biraon’ny zandary tao an-toerana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Aprily 2012
Actualités.Airbus A340-300 «ELATRA» Simba sahady

Nikatso tsy nahetsika tamin’ny tany ! Izay no nanjo ilay Airbus A340-300 «ELATRA» raha tokony hisidina ho any Marseille (Frantsa) halina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2012
Actualités.Loto ao Toamasina Jeren’ireo olom-boatendry fotsiny

Fako, loto, rano miandrona etsy sy eroa … izay zary fiainana isan’andron’ny mponina ao Toamasina tao anatin’izao tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2012
Actualités.Asa fanaovan-gazety Ny eo ihany no eo !

Asa na samy variana amin’ny asa aman-draharaha sy ny fanarahana akaiky ny fizory ny vaovao momba ny fiainam-pirenena, fa dia nangina ilay resaka fanatsarana sy fandaminana tokony ho natao teo amin’ny sehatry ny asa fanaovan-gazety sy ny tontolon’ny haino aman-jery amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
FTT