• Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Rakotomalala Henri (Riri Be) “Tsy hanakatona an’Ambatovy izany izahay”

Raikitra izany ny filaharam-be hataon’ny hetsika “Tsy misy miala aketo niany” anio alatsinainy. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo, dia efa niparitaka tao Toamasina ny trakta sy ny fiara misy fanamafisam-peo nitety tanàna ary asa sosialy samy hafa, nataon’izy ireo. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’Atoa Rakotomalala Henri, mikasika ny anton’izao hetsika ataon’izy ireo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Lalana Digy - Fasan’ny Karana Andrin-jiron’ny Jirama no nampijanona ilay sprinter

Nisahotaka vao maraina omaly ny teny amin’ny lalana digy Anosizato tsy lavitra ny toerana fandoroana faty eny Fasan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Tetikasa Ambatovy Miala any ny valin-kafatra

Manoloana ny fitakiana vola ataon’ireo mpiasa tapitra “contrat” ka manao ilay hetsika “Tsy misy miala aketo niany” any Toamasina dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny tetikasa Ambatovy ka nilaza fa tsy hanaiky handoa io vola io ary tsy tompon’andraikitra amin’izay zavatra mety hitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Voahosihosy ny tondrozotra Gazety telo no indray hiakatra fitsarana

Tompon’andraikitra telo mirahalahy avy amina gazety mpiseho isan’andro no indray voaantso hatao famotorana teny amin’ny zandarimariam-pirenena Betongolo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Tetibola 2013 Mahaiza mionona

Anisan’ireo CT nilaza ho efa nanokana fotoana naharitraritra namadibadihana sy nandinihana ny volavolan-dalànan’ny tetibolam-panjakana 2013 i Jean Nicolas Randrianasolo voatendry avy any Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Remenabila Hitolo-batana ?

Re indray izao, araka ny tatitra nataon’ny kolonely Balbine, anisan’ny mpitari-tafika any Betroka, ao anatin’ny «Opération Tandroka» fa efa tena reraka noho ny ratra nahazo azy i Remenabila ka mieritreritra ny hitolo-batana, saingy matahotra ny ho faty, hono, raha raikitra ny fifandonana amin’ny mpitandro filaminana

Hamaky ny tohiny
FTT