- Talata 13 Novambra 2012
Actualités.Taksibe - Zotra 119 Sempotry ny 400Ar dia mibabaka
Nitokona tsy nisy niasa ny zotra-pitaterana 119 mampitohy an’Ankatso amin’i 67 ha omaly.
Hamaky ny tohinyNitokona tsy nisy niasa ny zotra-pitaterana 119 mampitohy an’Ankatso amin’i 67 ha omaly.
Hamaky ny tohinyTapa-bolana teo izay dia tsy nahavita ny andraikiny amin’ny fanadiovana ny tanàna sy ny fanalana ireo fako miavosa ao Toamasina intsony ny Kaominina vokatry ny tsy fisian’ny vola.
Hamaky ny tohinyRaha fintinina ny zava-misy momba ny fanenjehana dahalo any Betroka sy ny manodidina dia tahaka izao no azo ambara : efa hatramin’ny fiandohan’ny volana oktobra no fantatra ny toerana hiafenan-dRemenabila, saingy tsy mety voasambotra izy hatramin’izao.
Hamaky ny tohinyTsy hanaiky lembenana amin’ny fanalam-baraka sy ny famerezan-jo ny Tangalamenany ny Foko Betsimisaraka.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanotronana ny hetsika mahazatra azy teny amin’ny Kianjan’i Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo dia niara-nirohotra nanatona ny mponina isam-baravarana “porte à porte” ny mpikambana ao amin’ny Foko-TIM eny Alarobia Amboniloha notarihan-dRamamonjisoa Alain filohany, omaly alahady 11 novambra.
Hamaky ny tohinyMahavelon-taraina ny mpampiasa ny lalam-pirenena fahafito iny indraindray ny antsojay ataon’ireo zandary miasa amin’iny.
Hamaky ny tohiny