- Talata 08 Mey 2012
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre Nisy nanafika
Nisy nanafika ireo mpanao gazetin’ny radio Free FM, Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre.
Hamaky ny tohinyNisy nanafika ireo mpanao gazetin’ny radio Free FM, Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre.
Hamaky ny tohinyMiihenjan-droa ny tady eo amin’ny resaka olan’ny mpampianatra ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Vao maraina dia efa nandeha ny fanentanana tao amin’ny kianjan’ny 180 Ariary any amin’ny lisea Antsahamarova Ambatondrazaka mampahery ireo mpanabe mba tsy hiroaroa saina manoloana ny fepetra miendrika fandrahonana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, ny zoma 04 mey teo.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fitokonambe ny mpampianatra tao Antsirabe omaly alatsianiny 07 mey maraina.
Hamaky ny tohinyTezitra mafy ireo mpampianatra ao Amoron’i Mania raha naheno ilay teny midina miendrika fandrahonana nambaran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny zoma 04 mey teo.
Hamaky ny tohiny