- Talata 15 Mey 2012
Actualités.Raharovoatra Claude «Lainga ny filazana fa miasa ny ankamaroan’ny mpampianatra»
Mbola nananteraka hetsika tetsy anoloan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ireo mpanabe sy mpampianatra omaly.
Hamaky ny tohinyMbola nananteraka hetsika tetsy anoloan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ireo mpanabe sy mpampianatra omaly.
Hamaky ny tohinyNahoraka an-gazety sy tamin’ny fampitam-baovao samihafa ny faran’ny herinandro teo fa dia voasambotra ilay mpanapoaka baomba teo amin’ilay tranombarotra karana ao Tsaralalana ny alakamisy 3 mey teo.
Hamaky ny tohinyRaha toa ka tsy sahy nitokona ny mpitatitra an-drenivohitra dia milaza ny mbola hanohy ny fitakiana kosa amin'ity alatsinainy ny Sempama.
Hamaky ny tohinyEny Anosizato sy Anosibe no misy ireo tsena lehibe mpamatsy entana ny renivohitra amin’ny legioma isan-karazany.
Hamaky ny tohinyIzaho dia malahelo amin’ny nanaovana an’io kianjan’ny 13 mey io ankehitriny, hoy i Alain Ramaroson.
Hamaky ny tohinyNalaza tamin’iny herinandro lasa iny ny aferana vy tao Marovoay izay nisy nanodinkodina.
Hamaky ny tohiny