• Talata 18 Desambra 2012
Actualités.Dadafara “Sarotra ny fampiasam-bola”

Vahiny manokan’ny Tia Tanindrazana Atoa Randriamampionona Joseph Martin, fantatry ny maro amin'ny hoe : Dadafara, mpandraharaha mpitantana ny tranombarotra, Discount Store Saturne, hilaza ny heviny amin’ny sehatry ny fampisam-bola eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Tafatafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2012
Actualités.Trafika «bois de rose» Vitavita ho azy any

Tahaka ireo raharaha “bois de rose” rehetra teo aloha, dia tsy nangina tanteraka koa ny momba ireo telo kamiao tratra tamin’ny RN5 ny 10 desambra 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2012
Actualités.Fihariana Mitotongana ny Malagasy

Tsy mitsaha-mitotongana ny seha-pihariana malagasy tao anatin’izay efa-taona nisian’ny krizy izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2012
Actualités.Tsy aritra Hipoitra eny ihany ny marina

Efa nampoizina ihany fa tsy hanova na inona na inona amin’i Andry Rajoelina ny fanetren-tena nasehon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Actualités.Fetin’ny Repoblika faha-4 Lasa tsena ny araben’ny fahaleovantena

Lasa tsena tanteraka ny araben’ny fahaleovantena Antsirabe ny tolakandron’ny talata 11 desambra lasa teo nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Repoblika faha-4.

Hamaky ny tohiny
FTT