• Alakamisy 24 Mey 2012
Actualités.TIKO Andranomanelatra Hogejaina koa ny fananany

Nilatsaka ny didy ! nohamafisin’ny fitsarana ambony teto Antananarivo omaly alarobia 23 mey ny didy navoakan’ny fitsarana tao Antsirabe manome alalana ny DGI na foibem-pitondrana ankapobeny momba ny hetra higiazana ny fananan’ny Tiko ao Andranomanelatra, hanefana ny tataon-ketra tsy naloan’ity orinasan-dRavalomanana ity hatramin’ny taona 2002 mitentina hatrany 172 miliara Ariary eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2012
Actualités.Sempama Toliara Manohy ny fitokonana

Tsy nampiova hevitra ny Sempama Toliara ny fivoahan’ny didim-panjakana laharana 2012-548 mamaritra sy mampiakatra ny tambin-karaman’ireo mpampianatra mpanabe manomboka tamin’ity volana mey ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2012
Actualités.Tsy Aritra Tena malalaka hono

Mba nanaitra ihany ny fanambarana nataon’ny filohan’ny tetezamita ny amin’ny hoe : tsy mbola nalalaka tahaka ny amin’izao fitondrana tetezamita izao mihitsy ny fanehoan-kevitra hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.Jeneraly misotro ronono Hanao fanambarana anio

Taorian’ireo manamboninahitra kolonely mivondrona ao amin’ny «Cordination Nationale des Officiers» dia fantatra izao fa hanao fanambarana ihany koa amin’ity anio ity ireo jeneraly misotro ronono, mitondra ny anarana hoe «Groupe d’Ankerana».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.Kianjan’ny Demokrasia Nakaton’ny CUA

Nahaton’ny Filankevitra monisipaly eto amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) vonjimaika, ao anatin’ny fotoana tsy voafetra ny maha Kianjan’ny demokrasia ny eo Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA – Alain Mahavimbina Nirava maina ny diniky ny roa tonta

Nifampitaona tao amin’ny lapan’ny Faritra Atsinanana, ny biraon’ny Sempama vaovao sy ny lehiben’ny Faritra Atsinanana Mahavimbina Alain, notronin’ireo talen’ny sekolim-panjakana sy ny DREN, Lema Etienne, ary ny lehiben’ny Cisco I, Sambany Frédéric.

Hamaky ny tohiny
FTT