• Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Orinasa madinika Nikatona ny 70%-n’ireo mpanao lalana sy taotrano

Tsy misy tsy mikaikaika noho ny krizy lavareny nanomboka tamin’ny taona 2009 ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Solika ao Toamasina Mitohy ny varotra an-kalamanjana

Tsy mbola nahavaha ny olana tao Toamasina ny famatsiana solika nataon’ny Galana ho an’ireo toby mpaninjara solika arakaraka ny kaomandiny avy nanomboka ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Tsy aritra : Mifikitra amin’ny seza

Nampanontany tena ireo mpitia fanatanjahantena maro ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filoha am-perinasan’ny taranja fototra atletisma, Razafimahefa Christian James.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2012
Actualités.Toamasina Nilaharana ny solika, 5.000Ar ny lasantsy risoriso

Samy taitra ny olona nahita ny filarahana tamin’ireo toby mpaninjara solika tao Toamasina ny alatsinainy 24 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2012
Actualités.Air Madagascar Mitohy ny fijalian’ny mpandeha

Tsy mbola tafavoaka ny ala fa vao mainka aza miaina anaty fahasahiranana tanteraka ny orinasa Air Madagascar ao anatin’izao fetin’ny Krismasy sy faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2012
Actualités.Faradofay renivohitra Mifety ao anatin’ny loto ny mponina

Na miezaka manentana amin’ireo haino aman-jery ao an-drenivohitra Anôsy momba ny fahadiovana aza ny tomponandraikitry ny fiadidian’ny tanànan’i Tolagnaro dia tsy mbola hita ny vokatra amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
FTT