- Zoma 25 Janoary 2013
Actualités.Parking Araben’ny fahaleovantena Ny vola no mahamaika fa “zéro” ny fanovana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy mamela ny vahoaka Malagasy hilentika tanteraka ao anatin’ny fahantrana ny Banky Iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny“Fanafihana mitam-piadiana mahery vaika, fakana an-keriny, trafika andramena amin’ny lalam-pirenena, famakiana magazay sy halatra jirofo.
Hamaky ny tohinyAraka ny fanadihadiana natao dia mitombo tsy toy ny teo aloha indray ny isan’ireo olona tonga mitady asa eny anivon’ireo orinasa maro samihafa eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMisavorovoro ny rantsan’ny CENI-T ao amin’ny Distrikan’Antsirabe I na CED. Re mantsy fa mitaky ny fanesorana ny filohan’ny CED ireo mpikambana 06 amin’ireo mpikambana 08 ao satria mahatsapa fa ho henjana ny fiatrehana ny tena asa mandritra ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyVao miatomboka ny taona vaovao dia manomboka ihany koa ny ady tany ao Toamasina, ka ny manodidina an’i Tsararivotra, Tanandava, Betainaomby no tena itrangany.
Hamaky ny tohiny