• Talata 19 Febroary 2013
Actualités.EPP Pointe Tanio - Toamasina Nalaina Jeneraly sy Kolonely ny taniny

Mitaraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpampianatra ary ny mpandraharaha eo anivon’ny EPP Pointe Tanio, fa nalaina Jeneraly sy Kolonely ny kianja filalaovam-baolin’ny sekoly, ary efa nasian’izy ireo fefy be izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2013
Actualités.Banky BFV SG An-dalam-pamahana ny fitakian’ny mpiasa

Tsy fifanerena fa mizotra ao anatin’ny filaminana ny fandinihana ny fitakian’ny mpiasa ao amin’ny banky BFV SG araka ny nambaran’ny Tale jeneraliny, Equilbeck Philippe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Actualités.Cargo amerikanina Nahazo alalana hiantsona teny Ivato

Nanaitra na koa nezahina novoizina faran’izay mafy tamin’ireo gazety sy haino aman-jery teto amintsika ny fahatongavana fiaramanidina amerikanina mpitondra entana (Cargo) omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Actualités.HAFARI Malagasy 4.000 mahery ny fitarainana voarainy

Herintaona katroka izao no tena niasan’ny fikambanana Hafari Malagasy teo amin’ny sehatry ny sosialim-bahoaka na dia efa tamin’ny taona 2009 aza no nijoroany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Actualités.Mpianatra Malagasy any ivelany Hampodiana ireo “redoublant” sy “triplant”

Nampiantso mpanao gazety teny Tsimbazaza ny ray aman-drenin’ireo mpianatra Malagasy miisa 856 mandranto fianarana any ivelany nanazava ny zava-misy marina sy nanamafy indray ny antso nataon’izy ireo mba hijeren’ny fitondram-panjakana manokana an’ireo mpianatra ireo an-tany lavitra any.

Hamaky ny tohiny
FTT